• Ny Baiboliko 3.0

    La version 3.0 de Ny Baiboliko est enfin disponible et téléchargeable ICI.
    Maintenant, vous pouvez consulter la bible en 3 langues différentes, en malagasy, en français ou en anglais. Il vous permet aussi de faire des recherches par verset ou par mots clés. Par un simple clic, vous pouvez poster directement sur votre mur facebook vos versets préférés.

     

     

    Ny Baiboliko 3.0 Ny Baiboliko 3.0
     Version : 3.0.11
     OS : Windows XP, Windows Vista, Windows 7
     Editeur : GasySoft
     Taille du fichier : 24 Mo
     Téléchargement
    : NyBaiboliko-Setup 3.0.11
     Télécharger Framework 3.5 SP1
    : Framework 3.5 SP1

    Ancienne version

     

    Contact:

    gasysoft GasySoft
    Antananarivo Madagasikara
    gasysoft@gmail.com
       

     


    Tags Tags : , , , , , , , , , ,
  • Commentaires

    1
    nasolo
    Samedi 28 Septembre 2013 à 21:20

    Tena sambatra, misaotra an' mpanambotra de misaotra an' Jesosy Kristy Tompo, ho Azy irery anie ny voninahitra, maranata

    2
    Harivelo
    Mercredi 27 Novembre 2013 à 21:20
    Harivelo

    misaotra anao dia mahereza @ asan'i Tompo

    miety miasa @ Win 8 ve misaotra 

    3
    Rivo
    Vendredi 10 Janvier 2014 à 08:13
    Rivo

    Misaotra betsaka fa afa-po tamin'ilay logiciel NY BAIBOLIKO 3.0.  Mahereza amin'ny asan'ny Tompo.

    4
    azaria
    Lundi 10 Mars 2014 à 05:53
    azaria

    Tohizo fa tsara ny zavatra nataonareo, mirary soa ny tenanay ary mamporisika izay te hanana baiboly électronique mba hi télécharge tsy mahafatiantoka ny manana azy fa vao maika mampandroso aza.

    Ho fanantsarana dia maniry aho mba amboarina kely ireo tsipelina diso.

    Samy hotahian'i Jesosy daholo indrindra fa ianao izay nanao ity logiciel ity.

    5
    Rhoy
    Mardi 1er Avril 2014 à 15:33
    Rhoy
    Miarahaba antsika rehetra,
    Hafa ihany ny miaraka @ Tompo, misaotra Azy ary misaotra indrindra koa ny nikirakira ny logiciel sy ny nanome azy maimaim-poana ho azon'ny rehetra ampiasaina. Mankasitra é!
    6
    Rivo
    Mardi 27 Mai 2014 à 14:08
    Rivo

    Afaka omeko io logiciel io enao fa mila ny adresy mail andefasako azy.

     

    7
    sissy
    Mardi 27 Mai 2014 à 14:23
    sissy
    Ity Tompoko ny adresse mail-ko mthererav@yahoo.fr dia misaotra mialoha.
    8
    Rivo
    Mardi 27 Mai 2014 à 14:36
    Rivo

    Voaray ny adiresinao fa miezaka ny mandefa an'ilay logiciel a zao. RAha sendra tsy lasa , satria mavesatra dia ity ny lien mora ahafahana mitéléchérger azy sady malaky be.  Vao avy notélécharger ko zao ilay izy dia mety.

    https://onedrive.live.com/?cid=509533991bdc57a0&id=509533991BDC57A0!560

    9
    Vendredi 30 Mai 2014 à 08:49

    Tokony tsy hisy olana ilay rohy ahafahana maka ilay 'ny baiboliko'. Misaotra an'i Mr Rivo @ fiarahamiasa.

    10
    Rivo
    Vendredi 4 Juillet 2014 à 14:42
    Rivo

    Manahoana i Sissy, Asa na efa nahazo ilay logiciel Baiboliko 3.0 ihany ianao fa tsy mety lasa ilay izy satri  23Mo ny totaliny ka tsy mora ny  mandefa azy amin'y Mail.

    • Nom / Pseudo :

      E-mail (facultatif) :

      Site Web (facultatif) :

      Commentaire :


    11
    toky
    Dimanche 20 Juillet 2014 à 13:44
    toky

    misaotra betsaka , ary ga tsy misy logiciel fihirana protestent


     

      • jocelynrasoloarijaon
        Mercredi 20 Juillet 2016 à 06:56
        aona kay ny fomba itelecharger na konkordansa fa tena ilaiko maika
    12
    Rivo
    Lundi 21 Juillet 2014 à 06:55
    Rivo

    Bonjour Toky,  Ny logiciel fihirana protestanta tsy misy fa ny fichier en WORD no misy ka tsy haiko na mety aminao na ahoana.

     

    13
    Mardi 19 Août 2014 à 11:28

    Manao ahoana toa tsy mande ilay lien ahafahana mahazo ilay logiciel? afaka mahazo lien vaovao ve azafady? Mankahery anao hatranihatrany fa asa masina izao ataonao izao fa mizara ny tenin'Andriamanitra ho an'ny olona rehera! Ny Tompo anie homba anao hatrany amin'izay kasainao atao rehetra!

    14
    Sissy
    Mardi 26 Août 2014 à 12:18
    Manao ahoana daholo,
    Hono hoa efa nahazo ilay Baiboliko 3.0 aho fa mba te-hanontany hoe mety atao anaty téléphone ve io dia misy fihirana protestant azo ampiarahina aminy ve? sa inona ireny ataon'olona amin'ny téléphone ireny?
    Mankasitraka Tompoko.
    15
    Mardi 26 Août 2014 à 13:15

    Misaotra betsaka fa azoko ihany ilay application ny farany. Mankasitraka!

    16
    Rhoy
    Mercredi 27 Août 2014 à 09:21
    Sissy: ireny @ telephone ireny ndray application azo téléchargena gratuitement @ GoogleDrive. Misy ny rehetra rehetra (baiboly, fihirana, sns) fa ilay izy ampiasaina @ ordinateur mihitsy no ilàna ity Baiboliko 3.0 ity.
    17
    ANDRIAMBANONA Haja
    Mercredi 27 Août 2014 à 12:49
    ANDRIAMBANONA Haja

    miarahaba anao tompoko tsy misy android angaha ilay izy azafady ity ny adresse emailko tompoko hajaprod@gmail.com misaotra tompoko

    18
    Eric
    Dimanche 31 Août 2014 à 17:54

    Miarahaba tompoko, ndrao misy manana solfa fihirana fanampiny kay amin'tsika ato azafady, ito ny adresse email-ko (herjessramamonjisoa@gmail.com). Dia misaotra mialoha sahady ho an'izay mamaly dia samy ho tahian'Andriamanitra isika rehetra e!

    19
    Mercredi 17 Septembre 2014 à 10:23

    Faly miarahaba antsika rehetra. Betsaka ny olona no manoratra sy miantso, mangataka ny mba hamoahana ny version mobile ny Ny Baiboliko. Mba hanomezana  fahafaham-po ny rehetra, dia efa manomboka mikarakara izany ny tenako. Noho ny fotoana izay tsy dia misy, dia mety ny faraparan'ny taona any no havoaka offisialy izany.

    Misaotra antsika rehetra nanohana hatrany.

    20
    Rivo
    Mercredi 17 Septembre 2014 à 10:35
    Rivo
    Misaotra amin'ny Fandavantenanao Rahalahy de mirary ano hahavita soa amantsara e!
    21
    Sissy
    Mardi 21 Octobre 2014 à 14:14

    Misaotra mialoha Tompoko amin'izany version mobile izany. Izaho dia efa niezaka nanao téléchargement tamin'ny téléphone-ko (blackberry 9860) dia nahazo tokoa saingy tsy mety misokatra ilay smartbaiboly fa izao no soratra miseho eo hoe : "Impossible d'afficher le fichier:Terminal/home/user/org.smartbaiboly_quickdownload_303.apk".

    Raha mba misy olona afaka manampy ahy dia isaorako mialoha.

    22
    Dimby
    Mercredi 12 Novembre 2014 à 12:58

    Mankasitraka indrindra satria tsara tokoa ilay izy. Faly aho fa manana ny Baiboly ho isan'ny fitaovana ampiasaiko isan'andro ato amin'ny solosaina.


    Ho tahian'ny Tompo ianao!

    23
    tsiry
    Mercredi 12 Novembre 2014 à 13:16
    tsiry

    miarahaba tmpoko sairana b za maka le logiciel io toroy hevitra azafady mazotoa indridnra

     

    24
    Sanda
    Jeudi 4 Décembre 2014 à 16:09
    Sanda
    Efa ela za mba te anamboatra sahala amin'ity logiciel ity. Tena tsara e.
    Aza misalasala amin'ny fiaraha miasa raha misy azo anatsarana tompoko.
    Dia sosokevitra hoe Ndao ampivoarina hatrany ny vitatsika Malagasy e
    25
    Hery
    Vendredi 23 Janvier 2015 à 09:28
    Hery

    manahoana tompoko, saika itelechargé baiboly sy concordance

    26
    Jeannet
    Dimanche 1er Mars 2015 à 20:37
    Jeannet

    Salama daholo,


    Mba te hahazo ilay Baiboly version 3.0 fa tsy mahazo intsony ilay lien


    Ny Fiadanan'i Tompo ho amintsika rehetra

    27
    Sanda
    Mardi 17 Mars 2015 à 08:15

    alefao am ity ny adresse mail nareo dia andefasako karazana baiboly amin'ny ordi nareo Misaotra tompoko: lirio.espav@gmail.com


     


     

      • ramanantsitonta
        Lundi 4 Septembre 2017 à 14:07

        Mr Sanda mba andefaso ireo karazana baiboly  ra mba mety fa tena ilaina aty antrano indrindra ihany koa aty ampiasana misaotra mialoha ho tahian'ny Tompo

    28
    Fidy Bariniaina
    Mercredi 18 Mars 2015 à 05:42
    Fidy Bariniaina

    tena tsara ilay izy.Mahefa be @ asan'ny Tompo.Afaka mba mahazo ve ampiasaina aty an-trano sy aty am-piangonana

      • tshabal
        Lundi 13 Juin 2016 à 14:38
        tshabal
        Bjr, mba mangataka anio baiboly io ra mba afaka manome oh ,
        Misaotra mialoha,
        Ity ny mail tshabalslf@gmail.com
    29
    crazafimandimby@gmai
    Mardi 7 Avril 2015 à 16:35
    crazafimandimby@gmai

    salama, tsy mbola mety mahazo ilay ny baiboly 3.0 izaho nefa mba te hampiasa sao misy fomba fanaovana téléchachargement manokana?Misaotra indrindra.

     

    30
    Mercredi 24 Juin 2015 à 14:00
    J'aime revenir de temps en temps sur votre site pour y lire vos derniers articles, c'est pas pour rien qu'il se trouve en favoris chez moi.
    31
    Liva
    Jeudi 3 Septembre 2015 à 15:42
    Liva

    Salama daholo,


    Mba mila ilay baiboly fa tsy misy mandeha intsony ireo lien hitako.


    Mila fanampiana tompoko hoa an'izay afaka manampy.


    Manolotra ny fisaorana de dia be

    32
    Christiano
    Mardi 8 Septembre 2015 à 16:28
    Christiano

    ahoana kay azafady no mitelecharge anle izy fa tsy aiko 

     

    ho tahian'ny tompo daholo

    33
    Sanda
    Samedi 12 Septembre 2015 à 11:35

    Salama daholo! izay nangataka an'ilay baiboly dia ialana tsiny fa androany voa nalefako daholo. Dia misy karazany maro any: ary amin'ny teny malagasy, anglisy ary frantsay. Sady mandeha amin'ny SE rehetra. Windows 10 zao no nanandramako azy farany fa tsy misy olana mihitsy. Ny fihirana mbola tsy nisy fa vao eo am-panamboarana mihitsy. Misaotra tompoko

      • tshabal
        Lundi 13 Juin 2016 à 14:35
        tshabal
        Bjr, mba mangataka anio baiboly io ra mba afaka manome oh ,
        Misaotra mialoha,
        Ity ny mail tshabalslf@gmail.com
    34
    Rijah
    Mercredi 11 Novembre 2015 à 11:49

    mba mangataka ilay baiboly azafady tompoko. ity ny mail ko: rija.randriamanantena@yahoo.fr

     

      • Rivo
        Mercredi 11 Novembre 2015 à 13:47

        Ity Misy lien azo hi-télécharger - na azy raha mety aminao.

        Mirary soa dia mazotoa.

      • Rivo
        Mercredi 11 Novembre 2015 à 13:49

        Ity Misy lien azo hi-télécharger - na azy raha mety aminao.

        Mirary soa dia mazotoa.

         

        https://onedrive.live.com/?cid=509533991bdc57a0&id=509533991BDC57A0!560

    35
    paris
    Jeudi 26 Novembre 2015 à 23:44
    Bjr.te hitelecharger ny baiboliko za,fa tsy mety misokatra ilay izy,mba toroy hevitra...
    36
    Rivo
    Dimanche 29 Novembre 2015 à 16:54

    Bonjour,

     

    io le lien nosoratako io tena ahafahan ami-télécharger azy tsara sady mbola mandeha tsara fa vao avy no - essaye- ko izao izy teo dia mandeha tsara. Averiko eto indray ilay izy:

    https://onedrive.live.com/?cid=509533991bdc57a0&id=509533991BDC57A0!560

     

    Mirary  soa!

    37
    tshabal
    Lundi 13 Juin 2016 à 14:34
    tshabal
    Bjr, mba mangataka anio baiboly io ze mba afaka manome oh ,
    Misaotra mialoha,
    Ity ny mail tshabalslf@gmail.com
    38
    ravelonarivo
    Dimanche 21 Août 2016 à 16:17
    ravelonarivo

    Salama tompoko

    Mba andefasana fichier d'install baiboly fa tsy mety mahazo

    Misaotra mialoha tompoko dia ho tahin'ny Tompo

    Jean Baptiste

    39
    Lundi 22 Août 2016 à 11:15

    Miarahaba antsika rehetra, ialana tsiny raha izao vao afaka mamaly antsika rehetra. Noho ny fahateren'ny fotoana, dia izao vao afaka namaky indray ny commentaire-tsika rehetra.

    Ialana tsiny raha tsy nety intsony ilay lien teo aloha, efa nosoloina mandeha tsara ilay izy mba ahafahana manome fahafahampo ho antsika. 

    Koa dia mazotoa ary tompoko.

    Lien vaovao : Télécharger Ny Baiboliko 3.0.11

    40
    Sedera
    Lundi 20 Février 2017 à 16:15

    Isaorana ianareo rehetra izay nifarimbola; Mankasitra

    Hono ho aho, izy io ve compatible am window 10?

    Toa tsy mety mandeh mantsy le izy.

    Miraray soa

    41
    harinjaka
    Mardi 16 Mai 2017 à 13:01
    mahafinaritra rehefa ampiasaina amin'ny fanompoana ny fahaizan a
    42
    Andrian
    Dimanche 25 Juin 2017 à 01:01

    Tsara be sy manampy o

    Misaotra

    43
    ramanantsitonta
    Jeudi 13 Juillet 2017 à 11:08

    ahoana no mba ahazoako konkordansa fa ilaiko maika raha mba mety

      • Ny Rindra
        Lundi 14 Octobre à 11:08

        Miarahaba tompoko, raha mba efa manana ilay konkordansa ianao d mba izarao aho raha sitrakao. Misaotra indrindra dia tahian'ny Tompo!

    44
    Rado
    Samedi 29 Juillet 2017 à 14:16

    Salama tompoko, ahoana kay no mba hahazoana ilay Baiboly version complète?

    Misaotra indrindra tompoko,

     

    Rado

    45
    Mardi 8 Août 2017 à 15:12

    Tokony mbola mandeha ireo rohy fangalana ilay Baiboly. Vao nanandrana naka aho teo fa nahazo. Misaotra antsika.

      • Rado
        Lundi 30 Juillet 2018 à 19:03

        Miarahaba tompoko, efa nahazo teo aloha ary afa-po fa nohanin'ny virus ilay izy, dia mba maniry ny hahazo indray nefa ohatrany tsy tafiditra mihitsy

    46
    Christian
    Vendredi 1er Septembre 2017 à 09:57
    Manahona Tompoko , ba maniry izay ba ho afaka ampiasaina amin'ny macbook ihany koa ny baiboly malagasy
    47
    Landry
    Mercredi 3 Janvier 2018 à 14:29

    Ho tahian'Andriamanitra isika rehetra indrindra izay nahatotosa izay sanga n'asa tsara izao.

     

    48
    Landry
    Mercredi 3 Janvier 2018 à 14:44

    Bonjour,

     

    Vo télécharger ilay izy fa tsy mety midemarre.

    Mety misy vahaolana ve. Misaotra indrindra tompoko.

    THJ

     

     

    49
    JSU
    Jeudi 26 Avril 2018 à 22:45

    tena misaotra betsaka fa tena tsara

    50
    tsilavina
    Vendredi 14 Décembre 2018 à 14:19

    Miaraba tompoko! Mba maniry hahazo an'ilay logiciel "Ny baiboliko 3.0" ny tenako. Ity ny adresse mail: tsilavinarafali@gmail.com

    Misaotra mialoha!

     

    51
    FaAD
    Dimanche 13 Janvier à 19:25
    Miarahaba! Tena mila ilay locigiel tokoa raha mba afaka mahazo e. faadmg@gmail.com
    Misaotra mialoha.
    52
    Hermann
    Mardi 22 Janvier à 11:49

    misaotra fa tenailaina tokoa

    53
    RiCh
    Mardi 5 Février à 06:57

    Azafady indrindra fa mba te hahazo ilay izy ho an'izay mba afaka manome, misaotra

    e-mail: mamanp288@gmail.com

    54
    www.harinjaka.com
    Lundi 1er Avril à 21:14
    Matokisa amn hery tsy fatatra dia lay telo zay iray
    55
    bignary
    Jeudi 16 Mai à 09:48

    salama tompoko ! mba managataka ilay baiboly malagasy pour pc windows xp !

    misaotra tompoko

     

    56
    bignary
    Jeudi 16 Mai à 10:23

    ity n email azafady bignarkhothik@gmail.com

    57
    radonantenaina
    Mercredi 29 Mai à 15:19

     Finaritra e ahoana no fakana azy tompoko?

     

     

    58
    ToNy
    Jeudi 30 Mai à 20:53

    Finaritra e, tena tsaracool sady mahafa-po no sady manampy @ fampielezana ny tenin'Andriamanitra, fa dia misaotra betsaka e, mankasitraka hatrany @ famokarana sy ny fanavaozana izay mety mbola hatao, tahian'ny Tompo yes 

     

    59
    Mardi 3 Septembre à 07:19

    misaotra betsaka e!

    60
    Ny Rindra
    Lundi 14 Octobre à 11:05

    Mba mangataka ilay logiciel na fichier pdf an'ilay konkordansa n'ny Baiboly aho raha disponible, misaotra indrindra dia samia ho tahin'ny Tompo

    61
    Thierry
    Hier à 07:53

    Miarahaba tompoko, miezaka maka logiciel Baiboly amin'ny internet fa tsy mety mahazo, mba mangataka raha azo atao na mba andefaso na mba toroy hevitra. Misaotra betsaka, Tahin'ny Tompo aby. 

    Suivre le flux RSS des commentaires


    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :